|
|
|
|

Entry1  nefa
Part of speech  2  conjunction [Full list]
Explanations in Malagasy  3 Enti-milaza hevitra mifanohitra amin' ilay voalaza eo aloha: Marary izy nefa tonga ihany. (Tsara homarihina fa manana endrika roa hafa io teny io, izay tsy dia tena mitovy fampiasa aminy: "anefa" sy "kanefa":
4 -- anefa, dia fampiasa matetika eo aorian' ny teny voalohany amin' ny tapaky ny fehezanteny faharoa: Marary izy; mahagaga anefa fa tonga ihany;
5 -- kanefa: fampiasa raha lavalava ilay tapaky ny fehezan-teny faharoa: Marary izy, kanefa mahagaga fa tonga ihany [1.1]
Explanations in English  6 nevertheless, though. It is the primitive root of the words anefa, fanefa, kanefa, kandrefa. It is also the provincial past tense of efa. [1.2]
7 but (same as kanefa but used in slightly different ways) [1.7]
Explanations in French  8 cependant; kanefa et nefa s'emploient selon que
9 les deux membres de la phrase mis en opposition sont long ou bref;
10 anefa est enclitique.
11 -- Namely ny anao lahy, kanefa tsy nahavoa fa maika loatra
12 -- Namely ny anao lahy, nefa tsy nahavoa
13 -- Namely ny anao lahy, tsy nahavoa anefa ka hany hery nitsoaka [1.12]
14 mais (même que kanefa mais s'emploie de façon un peu différente) [1.8]
Analogs  15  fa, 16  kanjo, 17  saingy

Anagrams  18 fane, 19 feña, fena, 20 nefa

Updated on 2025/11/13