Entry pe > fetra
Part of speech noun
Malagasy definition Soritra mamaritra, faritra na tsipika natao ho fanavahana: Ny renirano no fetran' ny taninay
¶ Famaritana natao hotratrarina: Hatraiza ny fetra amin' itỳ manafohy akanjo sy manalava vola id
¶ Faritra tsy azo ihoarana amin' ny zavatra iray, onona: Efa nasian' ny fanjakana fetra ny vidin' ny zava-pihinana / Tsy mahalala fetra amin' ny zavatra rehetra ataony izy [Rajemisa 1985]
English definition an appointed time, a period, a regular period, a fixed boundary, limit, restraint, restriction, law, control. [Richardson 1885]
 a limit [Hallanger 1973]
French definition limite [Hallanger 1974]
Derivations 
Morphology 
fetra
fetrako
fetranao
fetrany
fetrantsika
fetranay
fetranareo
fetran'
-petra
-petro
-petrao
-peny
-petsika
-petray
-petrareo
-petran'
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry pe > fetra
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sihanaka] zanaka, taranaka [Rakotosaona 1972]
Morphology 
fetra
fetrako
fetranao
fetrany
fetrantsika
fetranay
fetranareo
fetr'
fe-
fetry
-petra
-petro
-petrao
-peny
-petsika
-petray
-petrareo
-petr'
-pe-
-petry
Synonyms faitra

Entry pe > feka
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tanala] faika, faikany: Fadin'Isamivita; tsy homan'ny fekany ko mialoke ny rony (fadin'Ilaisamivita: tsy homana ny ventiny nefa milaoka ny rony) [Rakotosaona 1972]
French definition  [Tankarana] lie, dépôt, tourteaux. § fàika. [David 1952 (takila F)]
Synonyms fekana ~ fiaka

Entry pe > feka
Part of speech noun
English definition  [Provincial] name for a species of hawk. Same as fihiaka [Richardson 1885]
Vocabulary 
Synonyms feheaky ~ fiaky ~ fihiaka

Entry pe > feka
Part of speech noun
French definition ( feka, comme faika et faitra, signifie amer) Nom donné aux arbres et arbustes dont les feuilles et les écorces sont particulièrement amères. Ces sont surtout :
¶  [Tankarana] Hazunta silicicola Pichon (Apocynaceae).
¶  [Bara] Hazunta modesta subvar. velutina (Pichon) Markgr. (Apocynaceae).
¶  [Mahafaly, Tandroy] Hazunta modesta var. methuenii (Stapf & M.L.Green) Pichon (Apocynaceae).
¶  [Tanosy] Hazunta modesta (Baker) Pichon (Apocynaceae). Les rameaux sont couramment mâchonnés en cours de route pour apaiser les sensations de faim. C'est un excellent anorexiant naturel. La décoction est utilisée par les femmes obèses, dans les villes comme Tuléar, pour faire des cures d'amaigrissement (à la campagne l'obésité est inconnue). Alcaloïdes : voir Anne-Marie Bui : Contribution à l'étude chimiotaxonomique du genre hazunta, Diplôme d'Études Supérieures, Facultés eds Sciences d'Orsay, 1970 ; P. Potier, A. M. Bui, B.P. Das, J. Le Men, et P. Boiteau, Annales Pharm. Franç. 28 : 621-629 (1968). [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Scientific name Hazunta modesta, Hazunta modesta subvar. velutina, Hazunta modesta var. methuenii, Hazunta silicicola

Entry pe > petra
Part of speech noun
Malagasy definition Hafatrafatra mafy: Nasain-drainy honina any ambanivohitra izy araka ny pepetrany taminy
¶ Hevitra nifanekena ary tandremana tsara: Natao ny pepetra alohan' ny hisarahana. [Rajemisa 1985]
English definition same as pepetra [Richardson 1885]
French definition commission, recommandation, injonction, charge que l'on confie [Abinal 1888]
Derivations 

Entry pe > petra
Part of speech noun
Malagasy definition Fandrarana na fisakanana [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry pe > peka
Part of speech noun
English definition  [Provincial] a provincial word for pai-panorona ( paika) [Richardson 1885]

Entry pe > Peka
Part of speech name (biblical) [full list]
English definition Pekah [Baiboly]
French definition Péqah [Baiboly]
Vocabulary 
Synonyms Fasea
Quotes 

Entry pe > fena
Part of speech Unspecified
English definition same as entitra. Also root of mifena, mifen-tsahona [Richardson 1885]
Derivations 

Entry pe > feña
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taimoro] sento [Rakotosaona 1972]

Entry pe > fe
Part of speech noun
Malagasy definition Faritry ny rantsam-batana ambany hatreo amin' ny valahana no ho midina ka hatreo amin' ny lohalika [Rajemisa 1985]
English definition the thigh. [Mal. pah; Nias. gae; Dairi. kae; Toba. hae-hae. In many Polyn. languages vae, probably allied to this, is used for leg.] [Richardson 1885]
 the thigh
¶ fen' akoho: drumstick of a chicken [Hallanger 1973]
French definition cuisse
¶ fen' akoho: cuisse de poule [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry pe > fe
Part of speech conjunction [full list]
Malagasy definition  [Tanosy] nefa [Rakotosaona 1972]
  [Bara] fa, nefa [Rakotosaona 1972]
 "Fa hoe" (teny ampiasaina eo anelanelan' ny teny roa mba hilazana fa anarany fotsiny ny teny lazaina no manao ny asa voalazan' ilay teny voalohany saingy hoe manana ny toetra voalazan' ilay teny faharoa, fa raha ny marina tsy izany velively): Mitsangam-pe olona: mitsangana fa hoe olona, mitsangana saingy hoe olona, fa tsy manana ny tena maha-olona [Rajemisa 1985]
English definition used for the conjunction fa [Richardson 1885]

Entry pe > fe
Part of speech noun or adjective
Malagasy definition  [Taimoro] hajambana
¶ jamba [Rakotosaona 1972]
  [Bara, Taisaka, Tanala] jamba [Rakotosaona 1972]
French definition  [Taisaka] aveugle [Deschamps 1936]

Entry pe > fe
Part of speech noun
English definition  [Provincial] for tolana [Richardson 1885]

Entry pe > fe
Part of speech particule [full list]
Malagasy definition Teny kely ampiasaina eo anelanelan' ny teny iray miverina indroa, ilazana toetra na asa tsy zarizary: Manao fe manao: zara raha manao, manao tsy zarizary. (Tsara homarihina fa ity teny itỳ dia mifanohitra amin' ilay teny hoe: "dia", izay mitovy fampiasa indrindra aminy fa ny heviny kosa mifanohitra amin' ny azy: Manao dia manao: tena manao marina tokoa) [Rajemisa 1985]
French definition Se place entre un nom, un adjectif ou un verbe qui se répète, et lui donne le sens adverbial de : à peu près, comme ci comme ça, un peu, pas trop, par acquit, sans zèle, avec indifférence: Trano fe trano io (C'est une maison comme ci comme ça) ~ Mazoto fe mazoto izy (Il est un peu zélé, pas trop zélé) ~ Olona fe olona izy (C'est un individu comme ci comme ça, un peu bête, un peu inabordable) ~ Manao fe manao (Faire à peu près, par manière d’acquit) ~ Homana fe homana (Manger sans goût) [Abinal 1888]
English definition used for emphasis as follows: teniko fe lehibe, manao fe manao [Hallanger 1973]
French definition comme-ci comme-çà [Hallanger 1974]
Compound words, titles, names 

Entry pe > fe
Part of speech noun
French definition  [Betsimisaraka] Arbre indéterminé (dans son sens général ce mot signifie : cuisse). [Boiteau 1997]
Vocabulary 

Entry pe > Fe
Part of speech noun (symbol)
Malagasy definition  Vy. Singa mivaingana, faha-26 amin'ny firaketan'i Mendeleiev. [3.1]
English definition Iron. [3.1]
French definition Fer. [3.1]
Vocabulary 
Scientific name fe|Fe