Entry faitra
Part of speech   noun
Malagasy definition   ngidin' ny zavatra hanina, na ny fahoriana midona [Rajemisa 1985]
English definition   bitterness, as the taste of quinine. [Mal. pait.] [Richardson 1885]
   bitterness [Hallanger 1973]
French definition   amertume [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   âcreté [Abinal 1888]
Derivations  
Morphology  
faitra
faitro
faitrao
fainy
faitsika
faitray
faitrareo
faitr'
fai-
faitry

Entry faitra
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taimoro] zaza vao teraka, fitondran-javatra [Rakotosaona 1972]
   [Tambahoaka] taranaka [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] zanaka, taranaka [Rakotosaona 1972]
English definition   [Provincial] a baby, one just born. See teraka [Richardson 1885]
Morphology  
faitra
faitro
faitrao
fainy
faitsika
faitray
faitrareo
faitr'
fai-
faitry
Synonyms   fetra
Compound words, titles, names  

Entry faitra
Part of speech   passive verb
English definition   [Provincial] prov. for entina, and tondra [Comp. Eng. bear, to bear children.] [Richardson 1885]

Entry faitra
Part of speech   adverb [list]
French definition   [Tankarana] depuis que. § hàtra. [David 1952 (takila H)]
Synonyms   hetra

2017/03/10