|
|
|
|

Entry1  anamafaitra
Elementary words  2 anana, 3 mafaitra
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Karazan' anana saika toy ny anamamy ngita kely, saingy mangidy aoka izany. [1.1]
Explanations in English  6 An esculent herb. Solanum nigram, L.. [1.2]
Examples  7  Fady ny Rafantaka: ny fantàka tsy ataina ; ny halana tsy aiditra ao an-trano raha mantsàka fa avela eo alatrano; ny hanina antokoana tsy todirana (tsy andramana eo an- tokoana fa entanina any ambany vao hanina); ny anantarika ; ny anamafaitra ; ny anandrambo. [2.48]
Vocabulary  8  Botany: grass
Quotes  9  Texts mentioning this word

Updated on 2025/09/12