Entry fahenim-bary (faha-, enina, vary)
Part of speech noun
Malagasy definition ny variakotry enina vata no atao hoe "vary iray", koa ny eran' ny vata dia faheniny na fahenim-bary. [Ravelojaona 1937]
Examples Raha aidina ny vata, fahenimbary no anarany [Callet: Tantara, page 920]
Quotes 

Updated on 2016/03/29