Entry fahadalana (adala)
Part of speech   noun
English translation   foolishness [Richardson 1885]
French translation   La folie, la sottise, l'imbécilité [Abinal 1888]
Examples  
1Nahoana izy no nahazo fahadalana amin' ny fisotroana? [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 142]
2Onena ny fahadalako izy. [Andriamalala: Ranomasina, page 28]
3mahefany famonoan'olona, ny fandalsahana ny varatra, ny fankarariana, ny fandemen' olona, ny fahadalan' olona, ». [Callet: Tantara, page 206]
Morphology  
fahadalana
fahadalako
fahadalanao
fahadalany
fahadalantsika
fahadalanay
fahadalanareo
fahadalan'
fahadalan-
fahadalam-
fahadala-
-pahadalana
-pahadalako
-pahadalanao
-pahadalany
-pahadalantsika
-pahadalanay
-pahadalanareo
-pahadalan'
-pahadalan-
-pahadalam-
-pahadala-
Synonyms   hadalana
Quotes  

Updated on 2013/12/15