|
|
|
|

Entry1 adrey
Part of speech  2 interjection [Full list]
Explanations in Malagasy  3Dray na Drey na Endrey na Adrey na Dray: tenim-piontanana voatonona amim-pahatairana raha misy mahagaga tsy nampoizina, na mahafaly tampotampoka, na misy maharary tsy aritra. (Ny tena ahalalana azy ho fanehoam-pahagagana, na hafaliana, na fangirifiriana anefa dia miankina amin' ny feo sy ny anononan' ilay olona miteny azy mbamin' ny fahitana ny endriny sy ny fihetsiny eo am-pitenenana). -- Indraidray ny dray dia atao solony tambinteny hoe: izaitsiizy na tokoa tokoa, ets.; ary ny fanao amin' izany dia ny Edrey, toy izao: Lafo dia dray izany peratrao izany! ~ Lafo dia edrey izany peratrao izany !. [1.10]
Explanations in English  4an exclamation of surprise or approbation; Really! You don't say! See there!. [1.2]
5oh my!, alas! [same as adray]. [1.7]
Explanations in French  6tiens ! douleur, crainte : aïe ! [comme adray]. [1.8]
Examples  7 adrey, ity Rangahympanjato-bemividy kary! [2.293]
8 Rehefa tonga tany izy, dia taitra ny tao an-tanàna, ka nanao hoe : adrey! [2.69]
Other spellings  9adray, dray, drey, endrey

Anagrams  10 adrey, 11 diera

Updated on 2025/09/12