Entry adray
Part of speech interjection [full list]
Explanations in Malagasy Dray na Drey na Endrey na Adrey na Dray: tenim-piontanana voatonona amim-pahatairana raha misy mahagaga tsy nampoizina, na mahafaly tampotampoka, na misy maharary tsy aritra. (Ny tena ahalalana azy ho fanehoam-pahagagana, na hafaliana, na fangirifiriana anefa dia miankina amin' ny feo sy ny anononan' ilay olona miteny azy mbamin' ny fahitana ny endriny sy ny fihetsiny eo am-pitenenana). -- Indraidray ny dray dia atao solony tambinteny hoe: izaitsiizy na tokoa tokoa, ets.; ary ny fanao amin' izany dia ny Edrey, toy izao: Lafo dia dray izany peratrao izany! ~ Lafo dia edrey izany peratrao izany ! [1.10]
Explanations in English An expression of fear. [1.2]
 Oh my!, alas! [same as adrey] [1.7]
Explanations in French Pour marquer la douleur, la peur : aie ! là là là là ! [1.3]
 Tiens ! douleur, crainte : aïe ! [comme adrey] [1.8]
Examples 
1Adray toa zazavavy fantany! [2.499]
2Adray, hoy reniny niteny mafy. [2.470]
3Adray ny fahatairany, nony nahita fa Rasolo irery no nitranga. [2.324]
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31