Entry dobo
Part of speech noun
Malagasy definition Lavaka ihandronan' ny rano, izay mazàna vitantanan' olombelona, fa tsy tahaka ny kamory na ny farihy, izay vita-Nanahary: Nanao dobon-trondro anankiroa izahay erỳ amin' ny tanin' anana
¶ Farihy kely: Misa dobo kely ao andrefantranonay
Mitovy hevitra: antara ~ farihy ~ heniheny ~ hetrina ~ honahona ~ hotsaka ~ kamory ~ matsabory ~ petsapetsa ~ ranomihandrona ~ ranovory [Rajemisa 1985]
English definition a pool, a reservoir [Hallanger 1973]
French definition  [Tankarana] vivier. [David 1952 (takila D)]
 bassin, réservoir [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 vivier, la nappe d'eau qui se forme au confluent de deux courants, gouffre au pied des chutes d'eau [Abinal 1888]
 étang [Hallanger 1974]
Analogues  dobo filomanasana
Examples 
1Maina io dobo io tamin' izay. [Andraina: Mitaraina, page 75]
2dobo taloha, Andrianambonimena nanao azy ho vary [Callet: Tantara, page 754]
Quotes 

Entry dobo
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Bara] very zo, heverina ho tsinontsinona [Rakotosaona 1972]

Entry dobo
Part of speech adjective
French definition  [Tankarana] qui chavire, s'engloutit [David 1952 (takila D)]
 inondé, plein d'eau [Abinal 1888]
  [Vezo] coulé, inondé, naufragé, rempli [Poirot & Santio: Vezo (D)]

Entry dobo
Part of speech adjective
French definition  [Vezo] double, doublé [Poirot & Santio: Vezo (D)]
Origin French: double.

2017/08/07