|
|
|
|

Entry1  kamory
Root  2 vory
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Rano mihandrona ao amin' ny toerana iray, ka kelikely kokoa noho ny farihy fa lehibe kosa miolotra amin' ny dobo [1.1]
5 velaran-drano mihandrona tsy dia lehibe loatra vita-nanahary na namboarina; antsoina koa hoe matsabory [1.13]
Explanations in English  6 a pond or reservoir [1.7]
Explanations in French  7 étang [1.3, 1.13]
8 bassin, réservoir [1.3, 1.8]
9 petit lac. [Tankarana] [1.19]
Examples  10  Ombieny ombieny, zary lalana ny fefiloha mampisaraka ny ony amin' ny tanimbary, ny tanimbary amin' ny heniheny sy ny kamory lehibe sy kely. [2.470]
11  Tao Alaotra no tena nonenany, nefa ny faritra rehetra manodidina ka nisy kamory na heniheny, nahitana azy daholo. [2.472]
Vocabulary  12  Geography: (in general)
All compound words  13 kamorin-driaka
Article  14 Randzavola: kamory ao amin' ny Baiboly

Anagrams  15 kamory, 16 kimora, 17 miroka

Updated on 2025/11/09