Entry (1/2) | 1 antara |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 faritra lalina amin'ny renirano [Taimoro]
[1.78] 4 faritra lalina indrindra amin'ny renirano na farihy [Betsimisaraka] [1.78] 5 Dobo lalina sady mangatsiaka izaitsizy. [1.1] 6 farihy lalina [Sihanaka] [1.78] |
Explanations in English |
7 deep water [Provincial]
[1.2] |
Explanations in French |
8 abîme d'eau. [Tankarana]
[1.19] |
Analogs | 9 antaranoana, antaravelona |
Entry (2/2) | 10 antara |
Part of speech | 11 adjective |
Explanations in English |
12 cold, frigid [1.2] |
All compound words |
|
Anagrams | 15 anatra, 16 antara, 17 aranta, 18 atrana, 19 rataña, 20 tarana |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |