|
|
|
|

Entry (1/2)1  bila
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Passive verbs :
Names :
Explanations in Malagasy  7  [1.78] [Taisaka] mitsivalana
8  [1.78] [Bara] tsy mahitsy
9  [1.1] [Betsileo] Tandrok' omby hafahafa fa ny ilany mahitsy mila hiondrika, ny ilany kosa miolaka
10  [1.1] Tsy mahitsy fa mivilana: Bila ny tongotr' itỳ latabatra itỳ fa ahitsio
Explanations in English  11  [1.2] crooked, crooked-horned. Said of cattle whose horns do not correspond in position or direction.
Explanations in French  12  [1.82] [Taisaka] de travers
Analogs  13  bilabila, bilaka, vila, vilaka, vilana, bingo
Proverbs  14  Proverbs containing the word bila
Tables and plates  15  Shapes of Cattle Horns
Illustrations 

Entry (2/2)16  bila
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  [1.1] Aretina tsy fanta-pototra loatra, noheverin' ny sasany ho aretin-tsaina amam-panahy; ny sasany kosa nihevitra azy ho fanindrian-javatra na ny ambiroan' ny maty: toa manavinavy no fiandohan' ny aretina, dia marary andoha, dia fanina dia mena ny maso, ary dia tonga verivery ny sain' ilay marary ary mihoalahoala sy mienjika izy ka amin' izay dia toa mahavita zavatra tsy vitan' olona tsotra, toy ny mandihy miloloha siny feno rano nefa tsy raraka ny rano... Ny fitsaboana ny bila dia itehafana, miaraka amin' ny vely vy sy ampongatapaka... Nanana anarana samy hafa saika isampoko ny bilo: ramanenjana na soratra (imerina), salamanga (betsileo), tromba (sakalava, tsimihety)
Vocabulary  19  Health

Anagrams  20  Baly, baly, bila, laby, liba

Updated on 2025/08/22