Entry bilabila (bila)
Part of speech noun
Malagasy definition Tsy mahitsy mitapatapaka, toy ny tsipika ahitana ny tselatra eny amin' ny habakabaka na ny sarin' ny tongotr' olona iray bingo mihazakazaka [Rajemisa 1985]
English definition irregularity, crookedness, tortuousness [Richardson 1885]
French definition (duplicatif fréquentatif, plus usité) [Abinal 1888]
Derivations 

2015/03/13