|
|
|
|

Entry1  vilaka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Tsy mahitsy fa meloka, bilabila miforitra:
4 Notsofin' ny rivo-mahery ny hazo teo an-tokotany hany ka vilaka daholo ny rantsankazo rehetra [1.1]
Explanations in French  5 qui va de travers, qui dévie [1.3]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Names :
Adjectives :
Other spellings  16 bilaka

Anagrams  17 kavaly, 18 valaky, 19 valika, 20 vilaka

Updated on 2025/11/13