Entry salamanga
Part of speech   noun
Malagasy definition   Anarana nilazan' ny olona ny voan' ny aretina ramanenjana izay nampandihizina mba ho sitrana [Rajemisa 1985]
Vocabulary  
Quotes  

Entry salamanga
Part of speech   interjection [list]
Malagasy definition   [Tambahoaka] fifaliam-be, arahaba; tonga soa aman-tsara! [Rakotosaona 1972]

Updated on 2009/09/01