| Entry | 1 banjina |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fijerena mifantoka tsara amin' izay jerena; filerana tsara maharitra, tsy mipy; fijerena ombam-pandinihana feno fisainana fatratra.
[1.1] |
| Explanations in English |
4 eritra, jeriana, and tsendrina, are all used in the provinces for banjina. See dinika, harika, vandrina, vandravandra
[1.2] |
| Explanations in French |
5 regard attentif, considération
[1.3] |
| Derivatives |
|
| Updated on 2025/12/08 |
|