| Entry | 1 tsendrina |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Karazam-bibikely mihinana sy mandoaka ny voankazo, indrindra ny voam-boatavo; misy milaza fa ny tsendrina no mahatonga ny voankazo hisy olitra
[1.1] |
| Vocabulary | 4 Zoology: invertebrates |
| Updated on 2025/09/12 |
|