| Entry | 1 fibanjinana |
| Root | 2 banjina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fijerena mifantoka tsara
[1.1] 5 L’action de regarder fixement, de contempler [1.374] |
| Examples |
6 Tena azo tanterahina io maha eo an-toerana miaraka amin' ny fibanjinana io;
[1.369#]
7 Isaky ny nivory dia ireo fanaka sarobidy ireo no toy ny nampahatsiaro ny lasa, anefa koa nampa-hery tamin' ny fibanjinana ny hoavin' ny Fiangonana. [2.356#] |
| Updated on 2025/09/12 |
|