Entry harika
Part of speech noun
Malagasy definition Fijerena misompirana amim-pahasosorana na tsy fitiavana, fijerena manao maso mitsivatana mba ho mariky ny tsy hafaliana na fahalotehana amin' olona. [Rajemisa 1985]
English definition a scowl. [Richardson 1885, Hallanger 1973]
French definition regard de travers [Hallanger 1974]
Derivations 
Quotes 

2011/04/04