Entry babo
Part of speech   noun
Malagasy definition   Olona resy an' ady ka entin' ny mpandresy manaraka azy toy ny fananany mihitsy
Mitovy hevitra: sambobelona
¶ Zavatra na fiadiana na entana, azo tamin' ny ady ka naniary fananan' izay nahazo azy; na zavatra nangalarin' ny mpangalatra [Rajemisa 1985]
English definition   booty, captives [Richardson 1885, Hallanger 1973]
   spoil; plunder of any kind. See sambotra and toha. [Swa. Babua, root of verb to strip off.] [Richardson 1885]
French definition   prisonnier de guerre, butin [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   capture, les biens confisqués [Abinal 1888]
Examples  
1Ento daholo ny babo rehetra! [Rajohanesa: Kintana]
2Betsaka ny babo, babo olona betsaka, ary ny omby betsaka koa nentin' ny vahoaka. [Callet: Tantara]
Derivations  
Morphology  
babo
baboko
babonao
babony
babontsika
babonay
babonareo
babon'
babon-
babom-
Quotes  

Entry babo
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Taisaka] mora vidy [Rakotosaona 1972]
   Resy, azo tanteraka: Babon' ilay zazavavy ny fony ka tsy nahapetraka izy [Rajemisa 1985]
French definition   [Taisaka] bon marché [Deschamps 1936]

Entry babo
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Sihanaka] omby torahin-defona vonoina raha mpanankarena no maty [Rakotosaona 1972]

Entry babo
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taimoro] toko; fizarana lahatsoratra [Rakotosaona 1972]

Entry babo
Part of speech   noun
English definition   a twining plant with a large succulent root, which is eaten by the Sakalava to quench thirst. Dioscorea (?) sp. Also called bemandry. [Richardson 1885]
Vocabulary  
Scientific name   Dioscorea
Other spellings  
Synonyms   bemandry

Updated on 2014/09/06