| Entry | 1 baboina |
| Root | 2 babo |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 atao sambobelona, atao babo: Tafondro roa no nobaboin' ny fahavalo
5 Robaina, angalarina: Nobaboin' ny jiolahy daholony entant' tao ambany rihana 6 Hosena, alaina ho onitra: Hobaboin' ny fanjakana ny fanan-nany fa namadika tanindrazana izy [1.1] |
| Explanations in English |
7 to be taken captive
[1.2, 1.7] 8 to be captured; to be seized, as of goods. [1.2] 9 to be seized [1.7] |
| Explanations in French |
10 Qu'on capture, qu'on confisque, qu'on pille
[1.3, 1.8] |
| Examples |
11 Nobaboin' ny miaramila ny tanàna (Le village a été pillé par les soldats)
[1.3]
12 Nobaboin' ny fanjakana ny fananany (Le gouvernement a confisqué ses biens) [1.3] 13 Nobaboin' ny jiolahy olona maro sy omby betsaka (Les brigands ont capturé un bon nombre de personnes et beaucoup de boeufs) [1.3] 14 Rehefa hitan ny ankizilahiny fa vehivavy no baboin'ireo olona ratsy fanahy ireo, dia nifandimbiasany nolanjainy iny zazavavy iny [2.324] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 19 baboina, 20 baibona, 21 bobaina |
| Updated on 2025/09/12 |
|