Entry sambobelona (sambotra, velona)
Part of speech noun
Malagasy definition ilazana ireo olona voababo an' ady, olona azo babo tany an' ady [Rajemisa 1985]
French definition prisonnier de guerre [Abinal 1888]
Examples Teo no rava ny tafiky Ramanantsoa, teo izy tenany no azo sambo-belona [Andraina: Mitaraina]

Updated on 2012/02/03