Entry na
Part of speech conjunction [full list]
Malagasy definition Teny mpampitohy
¶ Enti-milaza zavatra roa azo ifidianana: Fidio izay tianao na ny vola na ny voninahitra
¶ Enti-milaza olona, zavatra, toe-javatra daholobe tsy ankanavaka: Tonga tao daholo na lehilahy na vehivavy na antitra na tanora na kely na lehibe [Rajemisa 1985]
English definition or, nor, though, whether, neither, if. It is also used to form several indefinite pronouns and adverbs. Comp. SA. [Richardson 1885]
 or; either; neither [Hallanger 1973]
French definition ou. Manorata na mamakia boky: samy mety daholo izay ataonao: écrivez ou lisez: ce que vous choisissez de faire est bon. Samy mamy na ny ray na ny reny. Samy mampalahelo na ny mpandany na ny kahihitra. [Rajemisa: Grammaire]
 ou [Hallanger 1974]
Compound words, titles, names 

Entry na
Part of speech particule [full list]
Malagasy definition Heverina ho niavian' ny n' na n- ihany, izay ilazana tompon-javatra, saingy tsy fampiasa intsony ankehitriny afa-tsy:
1) raha milaza vidin-javatra: Vomanga-na volafolo;
2) amin' ny filazana izay olona nikendrena zavatra iray: Trano-na miaramila;
3) amin' ny filazana mpanao asan' ny iharana raha tsy voafaritra io mpanao asa io: Vita-na Malagasy [Rajemisa 1985]

Entry na
Part of speech particule [full list]
Malagasy definition Kianteny atao eo alohan' ny anarana iray, izay enti-manazava anarana hafa voalaza eo aloha: Dia indro Antananarivo na ilay Analamanga fahiny [Rajemisa 1985]

Entry na~
Part of speech prefix [Words with na~]
French definition préfixe comme dans naotra [Abinal 1888]

Entry Na
Part of speech noun (symbol)
Malagasy definition Singa mivaingana, faha-11 amin'ny firaketan'i Mendeleiev. [3.1]
English definition Sodium. [3.1]
Vocabulary 
Scientific name Na
Origin Latin: natrium.

2019/08/17