|
|
|
|

Entry1  sambotra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Fanenjehana sy fakana olona na biby mandeha mafy
4 Fandraisana, fitazonana ny olon-dratsy nahavita heloka
5 Babo azo amin' ny ady: Nisy hatramin' ny dimampolo ny sambotra azo
6 Findramana vola na zavatra mbola haverina na honerana [1.1]
Explanations in English  7 captive; a captive [1.7]
Explanations in French  8 prisonnier, captif [1.8]
Examples  9  Kanjo resy tany izy ary azo sambotra ka novonoin'ny mpandresy sady norasarasainy ny fatiny. [2.508#]
10  Hoby moa izany no an' i Manjakadoria rehefa tonga Ratsialainkery ka nitondra ireto sambotra. [2.587#]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  34  4 combinations of this word
Proverbs  35  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/13