Entry avy tsy nasaina nasesiky ny razana (avy, asa, sesika, razana)
Part of speech   expression
Malagasy definition   enti-milaza olona tonga tampoka ary sendrasendra eo am-piandohan' ny sakafo ka lazaina fa voatery mandray anjara amin' izany sakafo izany satria toa ny razana mihitsy no naniraka azy [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/11/07