| Entry (1/3) | 1 asaina |
| Root | 2 asa |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Ranitina, rangitina, atao tonga mifilofilo: Nasain' iza re itỳ antsy itỳ no nanjary naranitra aoka izany e!.
[1.1] |
| Explanations in English |
5 to be tilled, to be wrought..
[1.2] 6 to be tilled, to be worked. [1.7] |
| Explanations in French |
7 qu'on cultive; qu'on travaille.
[1.8] |
| Morphology |
|
| All compound words | 12 3 combinations of this word |
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Entry (2/3) | 14 asaina |
| Root | 15 asa |
| Part of speech | 16 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
17 Angantahina ho tonga amin' ny fivoriana, sakafo, lanonana...: Nasain' idadabe nisakafo tany aminy izahay tamin' ny taom-baovao.
18 Didiana, omena teny: Nasain' ny fanjakana nanao lalana ny fokonolona. 19 Tarihina, tao-mina, amporisihina: Nasainy nanaja ny mpiray monina ny zanany. [1.1] |
| Explanations in English |
20 to be invited to a feast, etc.; to be bidden, to be commanded to do something..
[1.2] 21 to be invited. [1.7] |
| Explanations in French |
22 qu'on invite.
[1.8] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 27 Proverbs containing that word |
| Entry (3/3) | 28 asaina |
| Root | 29 asa |
| Part of speech | 30 passive verb |
| Explanations in English |
31 to be sharpened, to be whetted, to be pointed..
[1.2] 32 to be sharpened. [1.7] |
| Explanations in French |
33 qu'on aiguise.
[1.8] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 38 anaîsa, 39 Aniasa, 40 asaina, 41 asiana, 42 iasaña, iasana |
| Updated on 2025/11/10 |
|