Entry | 1 avarabaratra |
Root | 2 avaratra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in French |
4 (duplicatif) [1.3] |
Examples |
5 Itsy avarabaratra itsy angamba no nisy ny tranobongon' i Ndriana mianaka?
[2.5]
6 Tsy hamely anao aho, fa tsy tiako ny haka fotsiny ny taninao, ka homeko tany hafa ho solony ianao ery avarabaratra ery. [2.472] |
Analogs | 7 atsimotsimo, atsinanananana, andrefandrefana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |