Entry atody miady amam-bato (atody, ady, amana, vato)
Part of speech   expression
Examples   Ataony ahoana anefa, atody miady amam-bato izy amin' ny setrasetran' ny mpampiasa azy [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 151]
Atody miady amam-bato ihany ny mponina ary samy matahotra ny ainy ka tsy nisy sahy nivoaka [Midi Madagascar , 2013/01/30]

Updated on 2013/01/30