|
|
|
|

Entry1  ati-trano
Elementary words  2 aty, 3 trano
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 ny toerana voahodidin' ny rindrina, dia ny efi-trano, ets., izany [1.10]
Explanations in English  [atitrano] 6 the inside of a house [1.7]
Explanations in French  [atitrano] 7 l'intérieur d'une maison [1.8]
Examples  8  Simenitra koa ny atitrano fa tsy mba tsihy. [2.332#]
9  Maizina sy mangaihay ny atitrano noho ny fahalanian' ny lahin-jabora manentona toa hena. [2.470#]

Updated on 2025/09/12