Entry | 1 atitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fanolorana na fitondrana zavatra any amin' olona [1.1] |
Explanations in French |
4 Action de présenter, d’offrir, de conduire, d’escorter, de porter, d'apporter, de rendre [1.3] |
Examples |
5 Izany no didy, ary izany no anaovany ny vodiondry didy tsy afaka rahefa voa atitra.
[2.48]
|
Derivatives |
|
All compound words |
|
Anagrams | 19 atitra, 20 itatra, 21 taitra |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |