|
|
|
|

Entry1 fanatitra
Root  2atitra
Part of speech  3 noun
Explanations in Malagasy  4Fomba enti-manatitra.
5Fanomezana atao amin' olona ho maripifaliana na fankasitrahana.
6Sorona. [1.1]
Explanations in English  7an offering. [1.7]
Explanations in French  8offrande. [1.3, 1.8]
9Présent, ce qui est digne d’être offert.
10manière de conduire. [1.3]
Examples  11 Nilaza kosa ianao teo: misy lamba atao fanatitra ho an' ny Razana Saodrazana. [2.245]
Article  12Randzavola: fanatitra ao amin' ny Baiboly

Anagrams  13 fanatitra, 14 fanitatra, 15 fitantara

Updated on 2025/09/12