|
|
|
|

Entry1  aterina
Root  2 atitra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Entina: Naterina tany amin' ny hopitaly ilay marary
5 averina amin' ny nakana azy: Atero ny sininay nindraminareo [1.1]
Explanations in English  6 to be offered; to be conveyed [1.7]
Explanations in French  7 Qu’on offre [1.3, 1.8]
8 qu’on conduit, qu’on porte [1.3]
9 qu'on apporte [1.8]
Examples  10  Dia aterina lavidavitra, am-panajana, ny mpamangy. [2.245]
11  avy any Madera amy ny Ambodirano ny solifara aterina mankeo. [2.48]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :

Anagrams  16 aretina, 17 aterina, 18 ietrana

Updated on 2025/11/13