Entry (1/5) | 1 anona |
Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Teny enti-manambara zavatra tsy lazaina anarana (na tsy tiana holazaina na hadino): Nankaiza ny anoko teto? |
Explanations in English |
4 [1.2] Mr. So-and-so 5 [1.7] what-do-you-call-it; |
Explanations in French |
6 [1.8] chose, ce qu'on n'exprime pas . |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Analogs | 18 ranona |
Tables and plates |
19 All the pronouns |
Entry (2/5) | 20 anona |
Part of speech | 21 noun |
Explanations in Malagasy |
22 [1.13] singa mpandray anjara amin'ny fahazoana vokatra iray |
Explanations in French |
23 [1.13] facteur |
All compound words |
|
Entry (3/5) | 30 anona |
Part of speech | 31 adjective |
Explanations in Malagasy |
32 [1.78] vanona, tsara [Tambahoaka]
33 [1.78] (añona) makadiry, tsara taiza, hendry (vory saina): Jaja tsy añona (zaza adala, tsy hendry, maditra) [Tanala] |
Explanations in English |
34 [1.2] arrived at maturity, perfect [Provincial]
|
All compound words |
|
Entry (4/5) | 36 anona |
Part of speech | 37 noun |
Explanations in Malagasy |
38 [1.1] Omby antitra [Betsileo]
|
Entry (5/5) | 39 añona |
Part of speech | 40 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
41 [1.78] vanona [Sihanaka]
|
Anagrams | 42 añano, anano, 43 añona, anona, 44 naona, ñaoña, 45 noana, 46 onana |
Updated on 2025/09/13 |
![]() |