|
|
|
|

Entry1 ranona
Elementary words  2anona
Part of speech  3 pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  4 Ilazana olona tenenina izay tsy tsaroana eo no ho eo ny anarany: Andeha antsoy Ranona, ry Koto a ~ Asaivo mankaty Ranona
lantsoana na anondroana olona itenenana, saingy fanaon' ny samy vehivavy na lehilahy sy vehivavy: Ranona ity koa mahasosotra ~ Aoka re, Ranona, fa mahaketraka izany zaoatra lazainao
Teny ifampiantsoan' ny samy vehivavy rehefa miresaka, na ilazany olona tsy tiana hotononina ny anarany na hadinony tsy tonga ao am-bavany: Tsy hitandRanona angaha ilay olona teto anikeheo? ~ Ranona atsy avaratra no nandrenesako an' izany [1.1]
Explanations in English  5 Mister So-and-so [1.2]
6 what's-his-name [1.7]
Explanations in French  7 Monsieur un tel [1.8]
Examples  8 Tsy re intsony ny hoe marary ranona na ranona ao an-tanàna, fa izay maty sisa no re. [2.472]
Other spellings  9ianona, ianona
All compound words  10tera-dRanona
Tables and plates  11 All the pronouns

Anagrams  12 Arnona, 13 ranona

Updated on 2025/11/02