Entry ananovina (anona)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   (anonovina na ananovina: itỳ faharoa no fampiasa kokoa) Atao toy izao na toy izao (tsy lazaina mazava ny fomba tiana hanaovana ilay zavatra, na noho ny hamaikana na noho ny tsy fitiavana hilaza mazava fotsiny): Ananovy kely ange io varavarana io, ry Koto a! [Rajemisa 1985]
Morphology  
ananovina
ananoviko
ananovinao
ananoviny
ananovintsika
ananovinay
ananovinareo
ananovin'
ananovin-
ananovim-
ananovi-
nananovina
nananoviko
nananovinao
nananoviny
nananovintsika
nananovinay
nananovinareo
nananovin'
nananovin-
nananovim-
nananovi-
hananovina
hananoviko
hananovinao
hananoviny
hananovintsika
hananovinay
hananovinareo
hananovin'
hananovin-
hananovim-
hananovi-
ananovy
Other spellings  

Updated on 2010/05/14