| Entry | 1 Ianona |
| Root | 2 anona |
| Part of speech | 3 pronoun [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
4 Ilazana olona tenenina izay tsy tsaroana eo no ho eo ny anarany: Andeha antsoy Ianona, ry Koto a ~ Asaivo mankaty Ianona lantsoana na anondroana olona itenenana, saingy fanaon' ny samy vehivavy na lehilahy sy vehivavy: Ianona ity koa mahasosotra ~ Aoka re, Ianona, fa mahaketraka izany zaoatra lazainao [1.1] |
| Explanations in English |
5 what's-his-name. [Mal. sianun.] [1.2] |
| Other spellings | 6 ranona |
| Tables and plates |
7 All the pronouns |
| Anagrams | 8 Ainona, 9 ananio, 10 aninao, 11 anoina, 12 Ianona, 13 inoana, 14 ny anao |
| Updated on 2025/09/12 |
|