Entry fanankinana (ankina)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Zavatra atao tohan' ny zavatra hafa iray: Ny rindrina mazàna rio fanankinana ny sahafa
¶ Olona ananana fitokiana na ametrahana fikarakarana olona...: Olona mahatoky tahaka azy no fanankinanay ny ankizy rehefa tsy eto izahay [Rajemisa 1985]
English definition   [Rel. s. from manankina (ankina).] Anything on which another is made to lean or rest [Richardson 1885]

Entry fanankinana (ankina)
Part of speech   noun
English definition   A plant that used to be held by the owners of bulls in bull-fights with the idea that it would ensure victory. [Richardson 1885]
French definition   [Merina] (de ankina : soutien, stimulant). Herbe indéterminée que les propriétaires de taureaux font absorber à leurs animaux avant le combat. On leur administre aussi, parfois, de la décoction du tsilaky. [Boiteau: Végétaux]
Vocabulary  

2018/11/17