Entry ankinina (ankina)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao miankina amin' ny..., ka amin' ny hevitra an' ohatra indrindra no ampiasana azy: Aza ankininao amiko irery io raharaha io
(Ampitahao: Aza aankina amin' ny rindrina ny sahafa sao maloto ny rindrina) [1.1]
Explanations in English To be placed against, to be put against for support, to be rested upon something or somebody. [1.2]
Morphology 
Present : ankinina, ankiniko, ankininao, ankininy, ankinintsika, ankininay, ankininareo, ankinin', ankinin-, ankinim-, ankini-
Past : nankinina, nankiniko, nankininao, nankininy, nankinintsika, nankininay, nankininareo, nankinin', nankinin-, nankinim-, nankini-
Future : hankinina, hankiniko, hankininao, hankininy, hankinintsika, hankininay, hankininareo, hankinin', hankinin-, hankinim-, hankini-
Imperative : ankino

Updated on 2023/01/20