|
|
|
|

Entry1  fiankinana
Root  2 ankina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  4 L’action de s’appuyer, de se confier, l'appui, le dossier, le soutien, celui duquel dépend. [1.3#50]
Examples  5  Koa tsy nitady fiankinana na fitalahoana taminy izy ireo. [2.296#]
6  Hijanona eto moa ianao, tsara andry fiankinana ny madinika. [2.643#]
7  Nipetraka i dadabe sy nanao ho fiankinana ny votry izay tsy nisy vitsika intsony. [2.270#]
Proverbs  8  Proverbs containing that word

Anagrams  9 fanikinana, 10 fiankinana

Updated on 2025/11/02