Entry Andriamatoa (andry, toa)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Anaram-panajana iantsoana ny lahimatoa ao amin' ny ankohonana: Andeha antsoy kely hankatỳ Andriamatoa, hoy i dada tamin-dRandriamparany
¶ Teny fanajana fanao eo alohan' ny anaran-dehilahy hajaina izay resahina: Tonganamangy anay omaly andriamatoa Rabevokatra. (Tsara homarihina fa mitovy lanja amin' ny Ingahy izy eto saingy ny fampiasana azy tany an-tendrony no samy hafa fa Andriamatoa no natao raha andriandahy ilay olona notenenina ary Ingahy raha hovalahy: Andriamatoa Ramahatra, Ingahy Rainilaiarivony)
¶ Teny fanajana fanao eo alohan' ny anaram-boninahitra entin' ny lehilahy anankiray raha miresaka aminy na miteny azy: Andriamatoa Minisitra, voninahitra ho anay ny mandray anao eto amin' ny tanànanay. Dia naka toerana teo ambony lampihazo Andriamatoa ben' ny tanàna [Rajemisa 1985]
English translation   [matoa, the firstborn.] The name of the eldest male in a family; a title of respect. [Richardson 1885]
   Mister [Hallanger 1973]
French translation   Monsieur [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Abbreviation  
Antonyms  
Quotes  
Analogy   Ingahy

Updated on 2013/04/30