Entry Ingahy (lahy)
Part of speech name (anthroponym) [list]
Malagasy definition  [Taisaka] antidahy hajaina [Rakotosaona 1972]
 Teny fanajana fametraka eo alohan' ny anaran-dehilahy mendrika hohajaina noho ny raharaha na ny toerana misy azy, indrindra ny taona: Inty tonga Ingahy Rainibe ~ Ohatrinona itsy, ry Ingahy mpivarotra? [Rajemisa 1985]
English definition a respectable word used in addressing elderly men, and often used before their names in speaking of them. See rangahy. Ingahy Prime Minister. The Prime Minister. [Richardson 1885]
 "Mister"; term of respect for a man of a certain age or dignity [Hallanger 1973]
French definition "Monsieur"; terme honorifique [Hallanger 1974]
Examples 
1Aza adino ange I Sarila s' Ingahy Sefo. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 38]
2Ambarao, ry Ingahy, izany jirika miafina aty izany, hoy ireo mpisambotra. [Rajohanesa: Kintana]
3Marary, hono, Ingahy Raboto, hoy izy. [Andraina: Mitaraina, page 82]
Vocabulary 
Abbreviation 
Quotes 
Analogy  Andriamatoa ~ Ingahibe ~ Rangahy ~ Rangahibe

2017/09/05