Entry andrana
Part of speech noun
Malagasy definition Fampiasana zavatra mialoha mba hitsapana ny toetrany na ny fandehany: Nampandehanina ilay fiarakodia vao novidina, nefa tsy aisy dia nampanaovina azy fa vao andrana fotsiny
¶ Fitsapana fotsiny fa tsy mbola tena izy, fanalam-botso-tanana: Tsy kanety akory ny fanambadiana ha ndeha hasiana andrana?
¶ Fihinanana kely amin' ny zavatra iray mba hahalalana ny tsirony: Aoka izay fa lany andrana eo ity laoka. [Rajemisa 1985]
 fitsapana mialoha ny tena izy
¶ fiezahan'ny mpanoratra hamakafaka ireo fanontaniana isan-karazany iray na maromaro [SLP: Voambolana]
English definition attempt, trial, taste. [Richardson 1885]
French definition expérience, test
¶ essai [SLP: Voambolana]
Derivations 
Quotes 

2011/03/24