Entry fanandrana (andrana)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fomba entina manandrana, mitsapa mialoha [Rajemisa 1985]
French translation   ce que l'on essaie, qu'on goûte, manière d'essayer [Abinal 1888]

Entry fanandrana (andrana)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Azo andramana: Tsy fanandrana ny fahafatesana [Rajemisa 1985]

Entry fanandrana (tandra)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fanongotana amin' ny tandra [Rajemisa 1985]
French translation   l'action de saisir avec les pinces, les tenailles, l'instrument, la cause [Abinal 1888]

Entry fanandrana (tandra)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fanomezana tandra, na zavatra atolotra zaza iray mbola tsy teraka na marary, mba hisambasambana fahaterahana na fahasitranana soa aman-tsara ho azy [Rajemisa 1985]

Entry Fanandrana
Part of speech   name (toponym) [list]
Vocabulary  
Illustrations  

Updated on 2015/04/06