| Entry (1/2) | 1 ampahany |
| Part of speech | 2 noun ampaha and pronoun |
| Explanations in Malagasy |
3Fizarazarana mitovy ny venty na vongana iray ka ny filaza azy amin' ny kajy dia amin' ny alalan' ny tarehimarika roa mifanao ambony sy ambany sarahin' ny tsipika roa, ka ilay ambany milaza ny isa nizarana ny vongana, ary ilay ambony, ny isa nalaina tamin' ireo fizarazarana, ohatra 3/7, ampahany milaza fa nozaraina 7 ny venty ka 3 no nalaina tamin' izany.
[1.1] |
| Explanations in English |
4a fractionnal part.
[1.7] |
| Explanations in French |
5une partie, une fraction.
[1.8] |
| Analogs | 6 ampahadiminy, 7 ampahafitony, 8 ampahafolony, 9 ampahasiviny, 10 ampahatelony, 11 ampahavalony, 12 ampahazatony, 13 ampahefany, 14 ampaheniny |
| All compound words | 15isa ampahany |
| Entry (2/2) | 16 ampahañy |
| Part of speech | 17 preposition [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
18mandritra.
[Taisaka]
[1.78] |
| Anagrams | 19 ampahañy, ampahany, 20 manapiha, 21 manipaha, 22 mpiahana |
| Updated on 2025/11/06 |
|