Entry ampaheniny > ampahenina (enina)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [ ampahenina ] Ny ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina enina: Mitovy ihany ny antsasany sy ny telo am-paheniny [1.1]
Explanations in English [ ampaheniny ] The sixth part, one sixth [1.2]
Explanations in French [ ampaheniny ] Un sixième [1.3, 1.5]
International symbols 1/6 [3.1]
Examples 
1ny ampaheniny ny ariary (1/6) : venty [2.436]
2Ny Ampahenin' Imerina no mpitondra ny faritany [2.113]
3Ny latsapaheniny dia voaraena latsaka ampaheniny [1.437]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : ampahenina, ampaheniny, ampahenin', ampahenin-
Compound words 
Analogs  ampahatelo ~ ampahefatra ~ ampahadimy ~ ampahafito ~ ampahavalo ~ ampahasivy ~ ampahafolo ~ ampahazato