Entry ampahadiminy > ampahadimy (dimy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [ ampahadimy ] Ampahany amin' ny zavatra nozaraina dimy: Omeo azy ny telo ampahadimin' io mofomamy io [1.1]
Explanations in English [ ampahadiminy ] The fifth part, one fifth [1.2]
Explanations in French [ ampahadiminy ] Un cinquième [1.3]
Examples 
1Ary rehefa misy vokatra, dia haterinareo ho an' i Farao ny ampahadiminy; [2.996]
2nisy anaram-bola toa vao no-foronina, dia ny iraimbilanja, ampahadimin' ny ariary [2.436]
3Koa dia tonga tao Andranovelona Ramboasalama, nihaona tamin'ny Zafinandriamamilaza, nandray an'i Marovatana ampahadiminy, sy ny tanin'ny Zafinandriamamilaza. [2.508]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : ampahadimy, ampahadiminy, ampahadimin', ampahadimin-
Compound words 
Analogs  fahadimy
  ampahatelo ~ ampahefatra ~ ampahenina ~ ampahafito ~ ampahavalo ~ ampahasivy ~ ampahafolo ~ ampahazato