Entry ampahavalony > ampahavalo (valo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [ ampahavalo ] Ampahany iray amin' ny zavatra zaraina valo [1.1]
Explanations in English [ ampahavalony ] The eighth part [1.2]
International symbols 1/8 [3.1]
Explanations in French [ ampahavalony ] Le huitième [1.3, 1.5]
Examples ny ampahavalony ny ariary (1/8) : sikajy [2.436]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : ampahavalo, ampahavalony, ampahavalon', ampahavalon-
Compound words 
Analogs  ampahatelo ~ ampahefatra ~ ampahadimy ~ ampahenina ~ ampahafito ~ ampahasivy ~ ampahafolo ~ ampahazato