Entry ampaha~
Part of speech prefix [Words with ampaha~]
English translation a prefix joined to numerals, making them into fractional parts, as ampaharoany, one half; ampahatelony, one third, etc. [Richardson 1885]
Examples Ary izay tokony ho anjaran' ny fitoerana masina ka notanany, dia haveriny mitongoa ny ampaha-diminy, ka homeny ny mpisorona. [Baiboly: 3.5.16]

Entry ampaha
Part of speech noun
Malagasy definition isa misy mpanondro sy mpanisa [SLP 1986]
French translation fraction [SLP 1986]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 

Entry ampaha
Part of speech noun
Malagasy definition  [Betsileo, Taimoro, Tanosy] kary [Rakotosaona 1975]
  [Sakalava] Saka dia mainty, izay kelikely vatana kokoa noho ny saka fahita andavanandro [Rajemisa 1985]
English translation  [Provincial] the name of a cat run wild. See kary. [Swa. paka, a cat.] [Richardson 1885]
French translation  [Tankarana] chat sauvage. [David 1952 (takila A)]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31