|
|
|
|

Entry (1/4) 1  ambony
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3 Enti-milaza toerana mifanaingina: Efa eo ambonin' ny toko ny vilany
4 Enti-milaza toerana mihoatra fa mifanitsy: Mandeha any ambony lohantsika ny zanabolana [1.1]
Explanations in English  5 above [1.2, 1.7]
6 over, higher in rank. The opposite to ambany [1.2]
7 up
8 ambònin'ny ... : above ... [1.7]
Explanations in French  9 en haut, au-dessus
10 ambònin' ny ... : au-dessus de ... [1.8]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Antonyms  19 ambany
Combinations  20  46 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word ambony

Entry (2/4) 21  ambony
Part of speech  22  adjective
Explanations in Malagasy  23 Amin' ny toerana avoavo kokoa miolotra amin' ny hafa: Any amin' ny rihana ambony izy no mipetraka
24 Mihoatra amin' ny fahavo, amin' ny laharana: Ny jeneraly dia ambony noho ny kolonely. / Ambony fahaizana izy
25 Fotoana ho avy: Hosoloako vao itỳ fiarako itỳ amin' ny taona ambony.
26 Enti-milaza toerana avo: Mikendre ambony lalandava [1.1]
Derivatives 
Adjectives :
Combinations  28  4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word ambony

Entry (3/4) 29  ambony
Part of speech  30  noun
Explanations in Malagasy  31 [Sihanaka] atsinanana [1.78]
Explanations in English  32 [Provincial] The east [1.2]
Vocabulary  33  Space

Entry (4/4) 34  ambony
Part of speech  35  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  36 [Antesaka] indray [1.78]
Synonyms  37 ambola

Anagrams  38 ambino, ambony, 39 anomby, 40 imbona, 41 manibo, 42 mañoby, 43 mboany, 44 miboña

Updated on 2026/03/25