Entry ambonimbony (ambony)
Part of speech noun
French definition (duplicatif diminutif) [Abinal 1888]
Examples 
1Mainka moa fa ireo olona ambonimbony tao an-tanàna. [Andraina: Mitaraina, page 99]
2Vehivavy malemy fanahy sy tia fihavanana aman'olona izy ary nahita fianarana ambonimbony kokoa noho ny lahy. [Rajohanesa: Kintana]
Derivations 
Morphology 
ambonimbony
ambonimboniko
ambonimboninao
ambonimboniny
ambonimbonintsika
ambonimboninay
ambonimboninareo
ambonimbonin'
ambonimbonin-
ambonimbonim-

2014/08/02